|
|
|
|

Teny iditra1 mitsipy sandry
Singan-teny  2mitsipy, 3sandry
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manakivilivily sandry rehefa mandeha, manipy sandry rehefa mandihy. [1.1]
Tovy hevitra  6manipy sandry
Kamban-teny rehetra  7mitsipy sandry diavolana

Fivaditsoratra  8 mitsipy sandry, 9 sandry mitsipy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08